4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Manontany tena - Teloh & tyank

REF
Mba manontany tena iany aho
indraindray hoe ianao io ve mba tena
tia ahy? Satria tsy tsapako izany
indrisy,ka mahatonga ahy lasa
miahiahy,Rehefa isika miaraka ireny toa tsy matsapa izany akory aho,tsy
haiko izay afeninao ahy fa toa kilalao
ilay fitiavana... PART I
za ve no diso fijery sa ianao io no tena
fokasy
Toa tsy ahitako fitia any aminao rehefa
tsika roa misera face a face
Rehefa tsika tafahoana dia hodianao fanina ilay kozy
Sa ve le ftiavana ao anatinao no mbola
tsy ampy dozy
Ra za izao no manontany ny
valiteninao tsy tonga volana
Mihezaka ihany aho misikotra anefa tsy aiko mihitsy aki izay olana
Ianao tsy miteny izaho koa anefa ity
tsy mahalala
Lazao izay tena izy fa vaky ny lohako
aky ry malala
Tena izy ve sa sangisangy ilay fitia nomenao hatramin' ireny?
Tena kivy lotra ny foko eny fa na dia
saika tsy hiteny
De miandry aho!miandry anao!Mba
hilaza izay tena marina
Raha natory ilay fitiavana tairo mba foazy de aleo aky izy hiarina PART II
Maratra ny foko raha toa ka rehefa
mitia aho dia ho voafitaka
Aza tsaraina @ paoziko aho fa mba
jereo ireo zava-bitako
‘Za mba niezaka hatrany hanatsara an' ilay fiarahana
Tsy aiko ianao na tia na hoe voasakan'
ilay fianarana
Miangavy aho!Miangavy hatrany mba
tolory ilay tena fitia
Raha tia dia kozio raha tsy tafa teneno fa aza mihatsara ivelatsihy
Aza atao an' izany anefa fa ny fitiavana
koa tsy kilalao
Halaviro lavitry ny foko ‘reo filafilanao
‘Za de mitia!mitia hatrany aloha hatreto
Ny ato atsaiko hoe na mora na mafy io hiareto
De aza omena tsiny aho raha ohatra
ka hanontany
oe ftia tena izy ve ireny sa hoe
fiarahana mananihany????? ??

Partager manontany tena

Commenter manontany tena

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Teloh & tyank