4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitsarana - TANORA MASINA FLM AMBOHIMASINA ITAOSY

Fitsarana

Lalana mankaiza

Diniho ka mahaiza misafidy izay alehanao…

Sao variana loatra, sondriana tokoa hoe mamy ery ny fiainana ety
Heverinao angaha fa raha tsy teo Jesosy izay nanolotra
Moa nisy izany va?
Tsarovy fa ny antoky ny fahavelomanao maharitra
Dia Andriamanitra

Ref: Efa ho avy izao ny Fitsarana
Saino dien’izao ny momba anao
Lalana mankaiza
Diniho ka mahaiza misafidy izay alehanao
Ny lalana soa sy tena tsara tena azo antoka tokoa
Dia Jesosy ihany, Jesosy hatrany sady manda fiarovako

Efa tsara voatra ilay toerana ary ankotra ary
Ho an ireo zanany
Ho an’ireo mpanompo mahatoky sy mahavita ny asany
manoa ny didiny
Ho an’izay mibebaka ka mihaiky ny adisoana vitany eo anatrehany

TM 2013

Partager fitsarana

Commenter fitsarana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TANORA MASINA FLM AMBOHIMASINA ITAOSY