4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Soa fa teo ianao - TAFA MAMY GOSPEL

Mafy fa zakaiko
Mangidy fa ateliko
Marary fa iafiko satria
fanompoana Anao ry Ray

Ireo fakam-panahy
Manery ahy ny hijanona
Tsy hanohy ny lalanao Tompo tia
Tonga tsinontsinona

Ref: Soa fa teo Ianao
Nanamaivana ny mafy
Nampatsiro izay mangidy
Nanasitrana ny ratra

Soa fa teo Ianao
Namporisika ahy hatrany
Ka na mafy izay sedraina
Eo Ianao Ilay tokin'aina

Partager soa fa teo ianao

Commenter soa fa teo ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe TAFA MAMY GOSPEL