4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy misy tsy ho diso - Solika

L: tsy mba misy tsy ho diso



fa izay mikiry no adala



L->V: Ny fitia hamafiso

L->V: ka tano mafy tsy hiala



L->V: aoka re tsy ho kiriana

L->V: ra toa anarin’olotiana

L->V: mibaboha lalandava

L->V: mba ho miramiran-dtva



V: Raha miteny ndrematoa

L: aoka hihaino ramatoa

V: raha mananatra rafotsy

L: aza d mamotsifotsy

Partager tsy misy tsy ho diso

Commenter tsy misy tsy ho diso

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solika