4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Misy kalonkalontsika - Solika

Misy kalokalontsika

Izay tsy maintsy ho voatsiahy,

Hovoaloko hovoakiaka

Ao anatin’ilay fanahy.





Ny tenako mantsy ho saraka anao

Ry kintana kely hatanorana,

Hanjary fisaonana ilay kilalao

Ho ritra ny ranon’ilay fatsakana

Ny onjam-pahoriana no sisa mbola andrasana

Ambaram-pahatonga eo ambaravaram-pasana,

Ary sento soson-droa no solon-dambamena,

No sisa hamonosana ilay fo manantena.

                          Tonony:Mpianina

                          Feony: Justin Rajoro


Partager misy kalonkalontsika

Commenter misy kalonkalontsika

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solika