4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Andro soa - Solika

Andro soa

Tsy manam-paharoa

Ry mpivady ny andro anio ka tadidio

Mpifankatia

Vonona hiara-dia

Ka hamakivaky ny onjan’ny fitia

Mikasa sy mivoady ny ho doria

Ka tsy hivadika na hiova sanatria



  Tanteraka eto anio ny voadin’olon-droa

  Ho mpivady hifanoa

  Hifampiahy hifanasoa

  Zanahary ô ampio ary koa tahio

  Ny tokatrano izay

  Rarina ho mandrakizay



Andro soa...

Partager andro soa

Commenter andro soa

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Solika