4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mila vonjy - Shyn

Zodizody zah niala ny
marina tsy hita hoe aiza
Hatrizay zah niambina
tsiky tsy nahazo valiny
Ratram-poko
mandreraka tsisy olom-
bo hitarainako
Samy mipetraka samy
malaka ho azy amin’ny
fiainany
REF: Variagna ny
rendrarendra ambonin’ny
tany tsy hateza
Nagnadino fa misy
ano agny mbola
miambigny
Variagna ny
laingalaingan’ny Satana
te handavo
Nalemy fanahy keh
ditra no nankatoaviko
Ray diso zah keh
nibaboko
Fay diso zah ke nifona
Ray ianao ’raiky no
fanafody
Mpanasitrana anay, Ray
Tsitoha
Satria maro ny adidy keh
adino aby ny andro
Alahady
Natakaloko asa sy
famelomam-bady
Niazakazaka mitsiky zah:
mandigny aho rah mbola
Zary mbo nahatadidy:
nagnano aoka
REF: Variagna ny
rendrarendra ambonin’ny
tany tsy hateza
Nagnadino fa misy
ano agny mbola
miambigny
Variagna ny
laingalaingan’ny Satana
te handavo
Nalemy fanahy keh
ditra no nankatoaviko
Ray diso zah keh
nibaboko
Fay diso zah ke nifona
Ray ianao ’raiky no
fanafody
Mpanasitrana anay, Ray
Tsitoha
Notantananao zah mbo
ho olom-baovao
Diovinao zah sy
nahintsinao tamin’ny
rariny
Feno hery
Nofoazinao zaho
Navahanao
Ny ratsy nangeja: tsy nisy
foana ny tanjany
Noho ianao
Notantananao zah mbo
ho olom-baovao
Diovinao zah sy
nahintsinao tamin’ny
rariny
Feno hery
Nofoazinao zaho
Navahanao
Ny ratsy nangeja: tsy nisy
foana ny tanjany
Yeah
Ray, Ray, ô ô Ray,
misaotranao zah
oh oh Ray, Ray, ô ô Ray
yeah...

Partager mila vonjy

Commenter mila vonjy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Shyn