Rija ramanantoanina Raha tsy ho ahy Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1127 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de Lova le 10/07/2008 : Ty retsy ny hiran'ny fahazazana! Malaelo be za lé tsy lasa kia, fa bon... bises be ô!!! -
Titre de la chanson : Raha tsy ho ahy
Artiste : Rija Ramanantoanina
Posté le : 18/06/2008 par : inconu
Siteweb :
Raha tsy ho ahy
ho ahy irery ianao fa ho azy koa,
raha tsy ampy anao
ny refa tianao ny ampiara-droa.
Dia avelao ho ahy irery ny fitiavako fa sao dia lo
ka tsy ahay hitia intsony aho avy eo.

Avelao ho any koa
ny lasantsika tsy hifoha,
Na zay anio na ny ampisto
aoka tsy hisy ho re
Dieny mbola tsy miroborobo fakany ilay fitia,
dia aleo kapaina sao mamohy

Tsy ninia ny amitaka aho sanatria,
na koa tsy ampy ahy ilay kaloko
Fa nisy fitia iray tsy mbola itako nandalo teo
dia tsy fantatro fa lasany aho...

Réf: Fa nisy fitia iray niserana nitondra afo teo
Nangatsika aho dia nantsoiny ho eo aminy
Sanatria tsy hoe tsy tia anao intsony aho dia nandeha,
nandeha aho dia niverina indray

Sao sanatria, tsy ampy anao ny fitiavako
Tsy noho ianao na fitiavanao no antony
Ampy ahy tokoa izay nataonao sy ny fonao tena tia
Manana amby betsaka aza ireo

F'ilay fitia, izay nandalo hafa tamiko
Navarinay, ka dia niriko ho fantarina
Tsapako avy eo fa tsotra nefa feno ny fitiavanao
hafahafa ilay fitia vaovao.

Nampiova ahy 'lay fitia nentiny,
nampitombo ahy ny fitiavanao
Tany aho fa tsy nahatsiaro ho nafana ny afo nentiny
Mbola hafa ny fitaivanao

Fa nisy fitia iray niserana nitondra afo teo
Dia nanampy ahy izany hanazava anao
Fa misy iray tsy manampetra ao anatiko ao
Voatokana ho anao sy ho ahy
Voatokana ho anao sy ho ahy..
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson Raha tsy ho ahy de Rija Ramanantoanina
Liste des chansons de Rija ramanantoanina
» aleo
» anio
» avelao any
» avy aminao
» aza havelanao ho maina
» Hafatra
» Hay ve?
» Omeo azy Ray ô
» Raha tsy ho ahy
 
Dernier Ajout
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» Ampio kely (Mirado)
» Lasa (Melky)
» Lasa (Melky)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
» Tsy ho nofy (Sandra)
» Ambarao Azy (Féli)
» Sheila (Dat'kotry)
» 'Zay ratranao no feriko (Eric Manana & Aina Quach)
» Tsy mila vandivandy (Larissa & Jerry Marcoss)
» Tsy mila vandivandy (Larissa & Jerry Marcoss)
» Foiko manontolo (Fafah)
» Saro-piaro (Willah)
» R'ilay anjeliko (Mirado)
» Mety atao (Dadah R'abel)
» Sômadôla (Vahömbey)
» Mpandalo (Vahömbey)
» Soa fa teo ianao (Mirentiony)
» Soa fa teo ianao (Mirentiony)
» Mbola misy ny ho avy (Rotsi)
» Mangana (Vahömbey)
» Ho anjarako (Tovo J\'hay)
» Toi seul (Rotsi)
» Fitia vao mitsiry (Mahaleo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.