Rija ramanantoanina Omeo azy ray o Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de tanza le 28/11/2007 : Tena tsara lotra reto io hira io no sady mampalahelo e!sarotra ny fiainana ka ra efa eo @maha reny na ray d aleo tandremana sy koloina ny zaza e!ok - Dédicace de Richard le 22/07/2007 : Hira atolotra an'i Jennia sy Ndranto ary Neny Itaosy! - Dédicace de inconnue le 25/05/2007 : atolotra o any ROVA SY TEFY io ira io ilay Andriamanitra tokoa anie anome anareo izay irin'ny fo nareo aby!d az atao aban'ny zvt ioo zazakely ioo f ef fiainana voa2 indray io e!tou le bonheur du monde no agatahiko ba hoo anareo -
Titre de la chanson : Omeo azy Ray ô
Artiste : RIJA RAMANANTOANINA
Posté le : 31/12/2005 par : bota
Siteweb :
OMEO AZY RAY O


Dia nifitsaka mangina
ilay zandry feno loto
nanondrika ny lohany,
nandinika ny tany,
nitsahiny rehetra,
mitsinjo izay ho alehany ...
Ny hodiany moa tsy misy,
Ny vatsy koa dia foana,
Ny an-koditra miharovitra,
Ny fafin'ny fanala,
Ny hovitry ny hatsiaka.
Niaretany avokoa ireo.

Fa trotraky ny fiainana
'Lay tovolahy ka fanina
Tsy hita intsony aleha
Fa tapitra ny lalany
Ka ny ainy ho lasa
No hany sisa andrasany

Dia nivadika ny taona
Nandroso ny andro
Dia hitako Ranamana
Arahin-tovovavy
Mibaby zazakely, mitovy loko aminy
fa zara raha mitafy
ity zazamenavava
matory eo an-damosiny
Toa taratra sahady!
ny aloky ny ampitso
sy ny endriky ny ho fiainany...

Voatokana hijaly ve?
ity zandrikely mihalehibe...
Tsy hita intsony izay aleha
Toa tapitra ny lalany
F'izay an-drainy
tsy hita hodiavina

Ray ô!
Ny anio sy ny ampitso izay Anao raha sitrakao
Anomezo azy koa.
Omeo azy anio
ny hazavana izay tsy hitany hatrizay
Omeo azy Raiko ô!

Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson Omeo azy Ray ô de RIJA RAMANANTOANINA
Liste des chansons de Rija ramanantoanina
» aleo
» anio
» avelao any
» avy aminao
» aza havelanao ho maina
» Fa iza
» Hafatra
» Hay ve?
» Omeo azy Ray ô
» Raha tsy ho ahy
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.