Rija ramanantoanina Hafatra Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1126 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Pas de dédicace pour cette chanson pour l'instant
Titre de la chanson : Hafatra
Artiste : Rija ramanantoanina
Posté le : 23/06/2008 par : pissokelyy
Siteweb :
Hafatra,

Tsy voanfintiko ora vitsy,
'Zay niainantsika roa
Tsy voatantarako mihitsy
'reto angano teo aloha

Tantara, sedra, lala-maro
nandalovana avokoa
Tomany, tsiky mifangaro
Dia samy hitantsika roa

Kinajo, iray minitra monja
Dia potika sy rava-maina
Ireo toky, dina toa mafonja
Nianjera tsi hita hoantenaina

Nataoko ho mafy izay voajoro
Ka tsy ho rava mora foana
'Hay iray minitra dia nikoro
Ankehitriny, midina foana

Inoako anefa, fa toa ambom-po
Ny tena olantsika roa
Fa ny fitiavana mirehitra
Miandry antsika ho hary fanahy
Miandry antsika ho andrandraina

Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson Hafatra de Rija ramanantoanina
Liste des chansons de Rija ramanantoanina
» aleo
» anio
» avelao any
» avy aminao
» aza havelanao ho maina
» Hafatra
» Hay ve?
» Omeo azy Ray ô
» Raha tsy ho ahy
 
Dernier Ajout
» Ampio kely (Mirado)
» Lasa (Melky)
» Lasa (Melky)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
» Tsy ho nofy (Sandra)
» Ambarao Azy (Féli)
» Sheila (Dat'kotry)
» 'Zay ratranao no feriko (Eric Manana & Aina Quach)
» Tsy mila vandivandy (Larissa & Jerry Marcoss)
» Tsy mila vandivandy (Larissa & Jerry Marcoss)
» Foiko manontolo (Fafah)
» Saro-piaro (Willah)
» R'ilay anjeliko (Mirado)
» Mety atao (Dadah R'abel)
» Sômadôla (Vahömbey)
» Mpandalo (Vahömbey)
» Soa fa teo ianao (Mirentiony)
» Soa fa teo ianao (Mirentiony)
» Mbola misy ny ho avy (Rotsi)
» Mangana (Vahömbey)
» Ho anjarako (Tovo J\'hay)
» Toi seul (Rotsi)
» Fitia vao mitsiry (Mahaleo)
» Môpera (Jeneraly)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.