Rija ramanantoanina Anio Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Pas de dédicace pour cette chanson pour l'instant
Titre de la chanson : anio
Artiste : rija ramanantoanina
Posté le : 01/01/1970 par :
Siteweb :
Anio, dia anio miangavy anao aho
Iriko hiverina indray 'lay toy ny omaly
Manimanina sahady aho
Toy ny efa ela be
Ilay angano mamintsika roa omaly

Tsy foiko ho soloina fandio
'lay fofonao 'lay hanitrao nanaraka ahy
nanenika ahy
Ary iriako koa raha sitrakao
Ary inoako fa tianao
Hafarantsika ilay tantara vao omaly

Hamiratra indray ny efitranoko
Hitahy ny hanitrao ilay fandriana foana teo
Hanjary hiangavy anao koa ireo
Hivetsovetso toa ahy
Mba hiverenan'ny omaly anio

Anio dia anio ny omaly vaovao
No hisantatra indray ny ho ampitso

Anio dia anio hiantsoantso anao aho
Hohamafisintsika indray 'lay toy ny omaly
Tsy hifarana sahady na ho toy ny kilalao indray andro
Ilay angano mamintsika roa antsika roa

Tsy foiko ho soloina sy hirain'ny hafa indray
'lay tononkiranao anao nataonao ho ahy
Ary iriako koa raha sitrakao
Ary inoako fa tianao
Arandrantsika ho iray izay ho avy
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson anio de rija ramanantoanina
Liste des chansons de Rija ramanantoanina
» aleo
» anio
» avelao any
» avy aminao
» aza havelanao ho maina
» Fa iza
» Hafatra
» Hay ve?
» Omeo azy Ray ô
» Raha tsy ho ahy
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.