4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Moa tia ahy va hianao ? - RAKOTOARISON Onja Lalaina

Raha manontany anao ny Tompo hoe
Moa tia Ahy va hianao ?
Eny sa (ho) tsia ny valin-teny
Izay omena asetrinao Tomponao

Moa ny fitiavanao ny teniko
Mihoatra noho ny hafa ?
Ahazonao vatsim-panahy vaovao
Zaraina amin'ny ondriko

Asa asainy tanterahana ho an'ireo 'zay tia Azy
Ny hoe fahano, andraso ny ondriko
Misehoa ho mpiandry tsara
Izarao fitiavan'izy
Fa izay tia Ahy ny asa ataoko no ataony

Partager moa tia ahy va hianao ?

Commenter moa tia ahy va hianao ?

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe RAKOTOARISON Onja Lalaina