4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Barbie stylée - Queefinatsh

Ry ndray sipan'i JB
Lasa barbie stylée
Tsotra ze mapitapy anlah
Ka voa maika izahay maquillé
Ze ato mba tinio
Raha mahavita elah de tsindrio
Koboko elah fa mikaoty anah
Fa just biz lu ny anio
Ampangino lu ny papozy
Fa mitapy otran'ny foza
Tsy hoe ny Queefi nge masiaka
Fa elle est tellement jalouse
Zay le gala tsy anjara
Ka akombony kely lu ny vava
Joba kely efa mapiaiky
Ze tsy maharaka anay
Ndray zao no taraiky

Anao e,ho anao e
Matoa izahay mibika
Dia ho anao e
Voa izahay no mandalo foanao e
Raha resaka tsy any
Tsisy choix nao e
Na rap na paozy
Aty ny sofina,aty ny maso
Ny bandy rehetra
Aty ny appel,aty ny mess
Be ny saropiaro
Fa ny aty belle,aty ny miss
Barbie fa tsy hanao raoby ambony tennis
Izahay tsy misangy
Fa raha swag hanananay
Ndry stylée fa mbola
resin'ny mamanay

Ref:Barbie stylée Queefinatsh
Barbie stylée jalouse mbay tany
Barbie frimée mankany ambadika any
Barbie stylée Gasy ploit
Zany ga ga ga Gasy ploit3x
Ga ga ga Gasy ploit
Barbie frimé mankany ambadika any
Barbie stylée Gasy ploit

Iza mikiff,iza no milike,iza no tsisy,iza no miaiky
Mametraka tantara ny feo ambony maika
Ny swag tsajiana miketrika ho nike
Rehefa izahay mipaozy
Rehefa izahay mikaozy
Miaiky anay dray ny bokona
Fa izahay ndray no mipaozy
Tsy afaka isosa,sipa mibouge
Barbie stylée toute en rouge
Betsaka ny tsara,betsaka ny miaiky
Fa lafatra loatra
Izahay zao no bombe
Izahay no top
Number one anaty hip hop
Rap toute en couleur
Mandra fanka fleur
Sexy barbie
Snanelle raha tsy kobo-ndry

Midoka ahy,normal
Satria be loatra ny fandreseko
Mahita andry mifosa anah za tsy mba misentosento
Boba sady stylée
Top elah raha stylée
Kofa andry zao tia be
Loaka any an trano matsiro be
Nareo mahay fa ny aty ko nge tsy atoro
Anay zao laza fa nareo miandrasa tour
De aza mitsapa tsito doa raha tsy hoe toro2
JB Queefinatsh mampianatra miaramila cour

Ref

Partager barbie stylée

Commenter barbie stylée

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Queefinatsh