Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - Tononkira malagasy

Rechercher chanteur ou groupe : Titre :  Ajouter une parole de chanson

POOPY VAVAKA

Titre de la chanson : VAVAKA
Nom de l'artiste : POOPY
Na sarotra ny lalana aleha
Tsy ahasakana ahy tsy handeha
Na henjika na latsa eso koa,tsy mampaninona ahy
Navesatra ny efa nentiko
Toky foana no nasetriko
Tsy taitra aho f'ireo zay ratsy loha
Sy nampivadi-po ho tsinotsinona

Tompo o ankiniko aminao
Ny fiainako sy izay rehetra mikasika ahy
Aoka ianao hitantana tsy handao
Ninoninona hanjo,na ho sarotra tokoa
Matoky anao aho ka tsy manahy

REF:matoky anao zahay
miandry ny marina
fantatray ianao fa tsy miangatra tompo o
miandrandra anao zahay
miandry ny rariny
tsy manahy ny fanahy manana anao

Les autres chansons de POOPY

Page : 1 page 1 / 26
Nombre de chansons [ 129 ]
Page : 1 page 1 / 26
  • Miara mihira

  • Izay manao ny marina

  • Sedra

  • Isekely

  • Medley

  • Ahoana tokoa

  • Ny marina

  • Tahak'izay

  • Tiako

  • Mbola ho tia ve

  • Izy roa ihany

  • Fitia Voarara

  • Tsara andriamanitra

  • ampianaro

  • Ahoana tokoa

  • satria tiako

  • MIFAMENO

  • HO ANY AMINAO

  • TIA

  • raha nofy

  • satria-tiako

  • Raha Nofy

  • Medley (version longue)

  • niova dika

  • Ry arivo tsy foiko

  • Ry lasako

  • Mbola kely loatra ianao

  • Niova Dika

  • Tia foana

  • Fanantenana

  • Tsy hahita

  • Tena namana

  • Mifameno

  • Miandry anao

  • Ho iray

  • Fitia voarara

  • Ilazao

Publicite