Poopy Kamo Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Pas de dédicace pour cette chanson pour l'instant
Titre de la chanson : kamo
Artiste : poopy
Posté le : 01/01/1970 par :
Siteweb :
Loza fa tsisy fetrany io hakamoanao io
Loza fa amboletra ny fivelomanao
Ny tontolo misy anao indray
No omenao tsiny raha mahantra ianao io
Tena loza fa ny fisainanao no manambany anao

   Tsy heverinao akory ny hiezaka
   Efa masaka ao an-doha ny mitofezaka
   F'efa mety hoy ianao
   Misolelaka isan'andro vaky izao
   K'inona indray!

Loza fa toa tsy tsapanao ny tsy fitiavana anao
Tena loza fa hay raha be hono 'ty mba mampihavana
Dia baikon'ny habadoana ka lasa boton'ny be basy ianao
Tena resin'ny hakamoana tsy mahababo intsony ny ratsy

   Tsy heverinao akory...

   Zatra loatra nomena
   Mamitaka ny tena
   Miandry ny ho toloram-potsiny

Loza fa mety aminao ny tondro molotra
Mahagaga fa tena zakanao ny tondro molotra
Ny hakamoanao io indrindra no anararaotiny amin'izany
Hanomanany anao indray, handadizanao @ tany

   Tsy heverinao akory...

   Zatra loatra nomena...
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson kamo de poopy
Liste des chansons de Poopy
» 1+1=1
» adiady
» ahoana tokoa
» ahoana tokoa moa ?
» ambanivolo
» andao andihy
» any an-kafa
» aoka ihany
» aza miady
» diavolana
» diso lalana
» efa haiko
» Efa hitanao
» falifaly
» fanantenana
» fandresena
» fitia voarara
» Fotoana mamy
» ginagina
» hafahafa
» hira ho an'i neny
» ho an'i neny
» ho any aminao
» ho iray
» i'll keep on dreaming (raha nofy)
» iray + iray
» izay manao ny marina
» izy roa ihany
» Izy roa ihany
» kamo
» kanto
» lasa nitady
» lavitra azy
» let me in
» mahavariana
» maimaim-poana
» maimaimpona
» mamy ny miaina
» mandehana
» mbola tavela
» mifameno
» mihanta
» misy antenaina
» mitatao
» miverena
» mizora
» mpiahy
» n'inona hitranga
» ndao ary
» Nofy sisa
» nono
» ny antsika
» ny herinao
» ny hira
» ny marina tsy maty
» ny tiako rehetra
» porofom-pitiavana
» resabe
» sadaikatra
» satria tiako
» Sedra
» shine on me
» soa nomena
» tahak'izay
» tahio
» taloha
» tandrifin-drahona
» taniko
» tena namana
» tiako100 %
» toa anao
» tolona
» tolory tanana
» Tonga izao ilay ora
» tonga izao \'lay ora
» tsara andriamanitra
» tsiaro anao
» tsy ahita
» tsy ho tia daholo
» tsy ho tia daholo
» tsy menatra
» tsy mety afa-po
» tsy mora
» tsy natolony
» tsy nety
» VAVAKA
» wedding prayer (ampianaro)
» zandry
» Zay manao ny marina
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.