4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy mila anao - ODYAI ft SKERZO

SKERZO: Raha fantatrao ny fitiavako
aiko enao f'anenina
ekeko oe mbola tia ny aty
fa zah tsy anaiky iverina
k'aleoko alou mitady hafa
ny foko ange tsy anao rery
enao ary saode mihevitra
oe tsisy anao ah de very
ka omek'olo k'afa ndrai
alou ki zao ny foko
manao izay ny tsara
ny sarahanao ny toloko
fa tsy ataoko an-kivy izany
ny fiainako mitohy
refa tsy mety ny tatana
tonga de soloy
satry efa ela ah nihafy
efa efa ela ah no nangina
ka aleoko alou mikopak'elatra
fa ianao to mampifila
ireo tantara an-tsika
atramizay efa navalona
fa tsoriko ny marina
ny foko efa gaval

ODYAI: Tsy mila anao intsony
aho na ray minitra monja
zah koa efa tofoka ny foko efa niova
any angamba indray no itady
zay vitan-tsika avelako any
reo lasa fafako e,ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e

SKERZO: Ka mety zah no diso
fitia ratsy fian-tefa
tsy tokony ho anao iny
fa tsy aneniko anefa
na be reo zavtra vita atrizay
ireny tsy maintsy mitoetra
enao angamba tsy natao ahy
nentsika koa ne misy fetra
ny ezaka ah waz ah
enao no itako ho perta
tsy ho anao ny place
fa ianao no nataoko ho nexta
de aleo iditra @ vaovao
fa ny anaranao no fafana
mirary soa anao
f'iny lalana iny malama
fa tsy ho anao io!!!
intsony ny foko io!!!
fa aleo ny ahy hafana angamba
tsara ny andro ny raona
retra mety hisava an!
de aleo miroso fa tsy itodika
na lavo impiry zaho tsy hiondrika

ODYAI:Tsy mila anao........

SKERZO: Isaorako ianao
tamin'ny zavtra nomenao talou
ampy ho anah reo lasa
raha hitahy angamba okalou
hivavaka ho anao aho
mba tsy ho ratsy fiafara
fa nentsika samy vita
aleo hivaly le tantara
raha zay ny anjaran-tsika roa
ekeko fa tsy ho laviko
ny havanao mba tia ahy
fa ianao mintsy no tsy azoko
veloma any amin'azy
de teneno oe mapamangy
tsy hitana anao intsony aho
sady ny ahy any sasa- miandry

ODYAI;Tsy mila anao intsony aho
na ray minitra monja
zah ko efa tofoka
ny foko efa niova
any angamba indray no itady
zay vitan-tsika avelako any
reo lasa fafako e;ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e

Tsy mila anao intsony aho
na ray minitra monja
zah ko efa tofoka
ny foko efa niova
any angamba indray no itady
zay vitan-tsika avelako any
reo lasa fafako e,ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e
reo lasa fafako e,ho fafako e

Partager tsy mila anao

Commenter tsy mila anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe ODYAI ft SKERZO