4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Niova fo - Ny AFAKA Ankadikely

NIOVA FO
Tompony nangataka atiny,
nahilika sy nampiandrasina
Kanefa Ianao tsy mbola kivy,
nandady rariny hatr’izao
Raha ny marina no ambarako,
tsy tompony aho fa tena mpindrana
Dia izaho indray no niavona,
nampangaina Anao nahary ahy
Fa ny toerana ato am-poko,
ho Anao irery, ho Anao ihany
Ka n’iza n’iza koa te hiditra ao,
tsy mila intsony f’Ianao ihany
Fa ela loatra ‘zay niandrasanao izay Jesoa
Fa tafahoatra raha mbola hangatak’andro aho vao hamoa
Fa vonona aho, tsy hampiandry ela Anao intsony aho jeso
Midina enao fa ianao no ho mpanjaka ny ao am-po
Fa ela loatra ‘zay niandrasanao izay Jesoa
Midina enao fa ianao no ho mpanjaka ny ao am-po
Ampy ahy zay retra zay jesoa
Lalan-kafa ndray no tiaviko
Manaraka ny sitrakao izay no tena mahatsara ahy
Arotsay ny fanahinao hanampy ahy anefa izany
Raha mifoha matoa fanekena anatrehanao
Fa nitoeranao am-poko ho Anao irery ho Anao iany
Ka n’izan’ia koa te hiditra ao tsy mila intsony Ianao iany
Fa ela loatra ‘zay niandrasanao izay Jesoa
Fa tafahoatra raha mbola hangatak’andro aho vao hamoa
Fa vonona aho, tsy hampiandry ela Anao intsony aho Jeso
Midina Ianao fa Ianao no mpanjaka ny ao am-po
Fa ela loatra ‘zay niandrasanao izay Jesoa
Midina enao fa ianao no mpanjaka ny ao am-po
Fa ny toerana ato am-poko,
Ho Anao irery, Anao ihany
Ka n’iza n’iza koa te hiditra ao,
tsy mila intsony f’ianao ihany
Fa ela loatra ‘zay niandrasanao izay Jesoa
Fa tafahoatra raha mbola hangatak’andro aho vao hamoa
Fa vonona aho, tsy hampiandry ela Anao intsony aho jeso
Midina enao fa ianao no mpanjaka ny ao am-po
Fa ela loatra ‘zay niandrasanao izay Jesoa
Midina enao fa ianao no mpanjaka ny ao am-po

Partager niova fo

Commenter niova fo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Ny AFAKA Ankadikely