4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Fitia mifamaly - Nina's

Adala ny fo rehefa tia
tena jamba iany koa ny maso rehefa tia é
tsy te hijery olon-kafa aho
tsy hitady an'iza iza hafa tsy (ianao irery iany)3

Adala ny fo rehefa tia
tena jamba iany koa ny maso rehefa tia é
tsy te hijery olon-kafa aho
tsy hitady an'iza iza hafa tsy (ianao irery iany)3

Atao fitia mifamaly ny @tsika roa
dia milamina ny fo e
mba tsy hisin'ny tebiteby
ny saina tsy mivezivezy
anala ny aretin-doha

Atao fitia mifamaly ny @tsika roa
dia milamina ny avokoa e
mba tsy hisin'ny tebiteby
ny saina tsy mivezivezy
anala ny aretin-doha

Marary ny fo mafy rehefa tia
mangaina ny loha sao sanatria e
matahotra ny ho very
tsy satria mitoetra irery (manahy aho)²

REF*4

Partager fitia mifamaly

Commenter fitia mifamaly

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Nina's