4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Love aminao - NGS

Mb tsapanao moa ve
ity foko adala aminao
mitia fitia anao
tsy itady ny hafa intsony
fa efa babonao ny
hitoetra anilanao
ka ny andro sisa ahy
efa natokako anao
ka iriko mb ho dory
ho mandrakizay ilay fitia

eeeh!!!tsy anilanao mijaly(x2)
oooh!!!tsy anilanao mijaly(x2)

zaho love aminao
tsy mila hafa ianao
zay niriko eto an-tany
fa ianao no tia ah
mahatsiaro manina
irery mila latsaka tomany
nefa ianao,ianao,ianao
momba ahy sila-panahy
nefa ianao,ianao,ianao
momba ahy sila-panahy

Ts hambarambarako
an'iza an'iza ilay
fitiavan-tsika roa
be ny lafatra fa ianao
no mameno ny fo
ka n'aiza n'aiza
ka n'iza n'iza
tsy ataoko han-drava
ilay fitia
f'ianao no ilaiko rahatr'izay
ho foko ho doria

eeeh!!!tsy anilanao mijaly
oooh!!!tsy anilanao mijaly

zaho love aminao........

Tsy tafandri-mandry aho
raha tsisy anao
mahatsiaro manina irery aho
raha tsy eo ianao
tsy mila hafa intsony aho
fa ianao ianao
no tiko mba ho ahy
ka na paradisa na afo be
izay misy anao dia tiko aleh
tsy voatanisa rah
ny alahelo hahita anao ny farany eh

eeeh!!!tsy anilanao mijaly
oooh!!!tsy anilanao mijaly

zaho love aminao
tsy mila hafa tsy ianao
zay niriko eto an-tany
fa ianao no tia ah
mahatsiaro manina irery
mila latsaka tomany
nefa ianao,ianao,ianao
momba ahy sila-panahy
nefa ianao,ianao,ianao
momba ahy sila-panahy

Partager love aminao

Commenter love aminao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe NGS