| << Retour |
|
|
| Titre de la chanson : R'ilay anjeliko |
| Artiste : Mirado |
| Posté le : 03/09/2008 par : lalainah |
| Siteweb : |
|
manimanina azy aho izany.
f'izy ilay nambabo fo
tsy miala ato an-do
lasa lavitra ahy izy izay
ka niverina ato an-doha,
endrika kanto tokoa
anihany, tsiky, sangisangy
no nameno ny fo
feno tsiky ny androko
fa dia tena kanto izy izay
bika tarehy ihany koa
tsara fanahy manao soa
[chorus]
dé 'lay tiako, 'lay niriako
'lay tato am-poko hatrizay
dé lay foko no nitempo
ho ahy tsisy afa tsy izy ihany,
no nataoko anjeliko
anilako hiambina ahy
nolazaiko, tantaraiko
fa izy lay sady tiako no tia ahy!
[vers 2]
navelako azy anie ny foko
navelako anjakany
f'izao azy irery ihany
foiko anao ny amiko manontolo
foiko avokoa r'ilay anjeliko
anihany, tsiky, sangisangy
no nameno ny fo
feno tsiky ny androko
fa dia tena kanto izy izay
bika tarehy ihany koa
tsara fanahy manao soa
[bridge]
alahelo sy tomany raha izao irery ihany
raha avelanao eto aho, fantatrao f'ijaly
chorus
|
|
| Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson R'ilay anjeliko de Mirado |
| Liste des chansons de Mirado |
» TENA TIAKO IANAO » fa ny fitiavako » Ho avy tsy ho ela » Ho avy tsy ho ela » Ilay hatsaranao » ILAY HATSARANAO » LASA » Lasa » R'ilay anjeliko » satriko foana » Soa fa nisy anao » Tiako ianao » Trano Bongo » tsy ho very |
| |