Mirado Ilay hatsaranao Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de mbinina le 09/09/2008 : atolotr ani haro - Dédicace de EBEN le 07/08/2008 : slt tati myrah big kiss for you - Dédicace de EBEN le 06/08/2008 : Jdédie cette chanson a kembamino en faite ne membête pas trop - Dédicace de ARIFENO le 16/07/2008 : slt!Atolotra hoan'ireo sipa mpanao an'io e!dia hoan'izay kôfa efa tratra koa! mazoto e!!! - Dédicace de MALALA le 24/06/2008 : za tia andry - Dédicace de MALALA le 24/06/2008 : za tia andry - Dédicace de THAGET le 20/06/2008 : MBA ANDEFASO VAZO PO1NS AO E! -
Titre de la chanson : ILAY HATSARANAO
Artiste : MIRADO
Posté le : 20/06/2008 par : inconu
Siteweb :
Toy ny nanonofy ihany aho
raha nahita anao indray andro izay
saika tsy hafa-po mihitsy aho
fa toa nisarika ahy hatrany ny hijery anao

Tsy hafeniko fa tena nanaitra ahy ilay fijerinao
indrindra koa fa noravahan'ilay tsiky kely izay
ka aza omena tsiny aho raha toa nanoratra izao hira izao
f'ilay heritreritra izay nanaraka ahy
tsy nety raha tsy nanainga fanahy
nametsovetso ny fahitako anao
naka sary an-tsaina ilay hakantonao
mikalo sy mamisavisa sisa azoko atao

REF: Tsy ho hadinoiko velively
tsy ho voafafa na oviana na oviana
ato an-tsaiko ilay fijerinao
ato an-tsaiko ilay fitsikinao
toy ny fitombokase tsy afaka intsony
fa mitoetra ao

Toy ny nanonofy ihany aho
raha nilazanao indray andro izay
saika tsy nino mihitsy aho
fa ianao izao no nahavita izay

Ekeko fa anananao ny bika sy ny endrika
k'izamy koa angamba no naha be ny mpitsiriritra anao
olombelanaihany moa ianao ka na be aza ny fitiavanao ahy
rehefa tojon'ilay "mahay azy" ianao
niova ihany ka lasa nandao
ka lafiratsiny nahitako anao indray
ilay hatsaranao raha toy izany
mikalo sy mamisavisa azoko atao

REF: Tsy ho hadinoiko velively
tsy ho voafafa na oviana na oviana
ato an-tsaiko ilay fijerinao
ato an-tsaiko ilay fitsikinao
toy ny fitombokase tsy afaka intsony
fa mitoetra ao

REF: Tsy ho hadinoiko velively
tsy ho voafafa na oviana na oviana
ato an-tsaiko ilay toetranao
ata an-tsaiko ilay nataonao ahy
toy ny fitombokase tsy afaka intsony
fa mitoetra ao
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson ILAY HATSARANAO de MIRADO
Liste des chansons de Mirado
» TENA TIAKO IANAO
» fa ny fitiavako
» Ho avy tsy ho ela
» Ho avy tsy ho ela
» Ilay hatsaranao
» ILAY HATSARANAO
» LASA
» Lasa
» R'ilay anjeliko
» satriko foana
» Soa fa nisy anao
» Tiako ianao
» Trano Bongo
» tsy ho very
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.