4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsy mendrika ahy ianao - Meizah Feat. Zazaluck

ZAZALUCK:
Ah....¨Piso an!!
Aleo angamba teneniko amjy amzay
Lé tena faniriko...
Ah...Aleo njy mandé amzay
Zay ngamba no tena mety
Zay mitsy lé tena faniriko atrizay e!
ZAy....Bye bye ndry....Sur!!!

MEIZAH:
Zah hoa tsy voapirina
Zah hoa tsy azo arina
Zah zao ohatrany tafa,
nefa ianao ohatrany mangina
Zah le nataonao hoe
ianao nge kilalao eh
Zao ianao indray no mtady
anao ka ataoko hoe:

ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY (ôtran)
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY (ôtran)
ZAO ENW TOA RESY

ZAZALUCK:
Hey baby,
Ndry aza makany Ambovo
Aleo alou tsorina fa
Ny fitiavako an'dry efa niova
Zah mila sipa matotra
Tsy mora maka lagy
Za Star tsy maintsy
sakoroana vehivavy
Dia gaga ndry rah
nihevitra ahy hiaritra
Ndry kou sipa maivana be
Ka zakan'ny lalitra
Ny efa vita maro
Zah kou afa-po
Kôfboay ny tena
ka hitady hafa kou
Zah bandy salopard,
Tsy miasa saina zany e!
Rah mieritreritra ny hivady,
Zah lou tsy amzany e!
Ianao mitady hamikitra
Kanefa zah tsy mila
Ekeko hoe mety tian'dry aho
rehefa eny am-pandriana
Efa kobonay kou ndry
Fa sipa mapmé
Rah ny fiverenana am'dry dé jamais
Ka aoka izay angamba ny ahy
Rah resaka fitia
Sorry....See You Baby

MEIZAH:
Zah hoa tsy voapirina
Zah hoa tsy azo arina
Zah zao ohatrany tafa,
nefa ianao ohatrany mangina
Zah le nataonao hoe
ianao nge kilalao eh
Zao ianao indray no mtady
anao ka ataoko hoe:

ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY (ôtran)
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY (ôtran)
ZAO ENW TOA RESY

ZAZALUCK:
Ouz'enw hoe ZAzaluck mitsy ty
Zah bandy maditra nefa be P'itia
Enw otrany tsy hay tenenina
Hoe ndana mandé
Tsy mila anw intsony ange
Ny fon'ny bandy e!
Zah tsy hampanantena an'dry
Oe mbola ho avy
Vô maneno ny ahy ny phone
d'efa vehivavy
Ka aza msosoka alahelo aky ry chérie an!
Tsoroko am'dry fa zah tsy haninina
Fafao ny ranomaso dé mandehana mody
Eo fa omeko bisou kely ndry
Sao miandry tody
Tsy mendrika ahy oa ndry
Tena kozy zany e!
Felahako eto ndry rah mbola mitomany e!
Ny ahy ny fiainako
Efa kobon'dry fa adala be
Zah rah sipa mety voasokajy
Ho "tassepe"
Kôziko eny ihany ndry
Rah ohatrohatra matsiaro
Hoe tsy eo lé iray vaovao
Ndry zay vô mba mandalo

MEIZAH:
Tsy mendrika ahy ianao.....

ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY (ôtran)
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY
ZAO ENW TOA RESY (ôtran)
ZAO ENW TOA RESY

©hEnInKaJa RASOLOMANANA

yOUTUBE: http://www.youtube.com/watch?v=jXWvoVGMIw8

Partager tsy mendrika ahy ianao

Commenter tsy mendrika ahy ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Meizah Feat. Zazaluck