4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Nefa ianao - Meizah

Heyhey, mba manontany tena aho hoe izaho ve no diso sa ianao ?
ouhou, ilay lalantsika mantsy tafaray lasa hoe izaho sy ianao

heyhey rehefa lasa ny eritreritra, mandinika ny fomba fihetsika eh
hey, toa manaitra sy mapihetsika eh,
hey, ny foko tsy mahetsika

Ohatran’ny tantara mamy anaty ngidy
nefa ianao ilay izy ilay safidy
hiarahana hatrany
na hafaliana na tomany
ianao foana hatrany hatrany

ianao ilay mampijaly
ianao ilay mapitapy
ianao mampitomany
kanefa ianao foana

Raha mba azonao izany
ilay fijaliana mamy
mameno mankarary
kanefa ianao foana

Heyhey, aza ataonao hoe adala raha sanatria aho ka tsy miala aminao
ouhou, fantatrao ihany anefa fa ny tokana ato am-poko dia ianao

heyhey, tsy midika hoe hisaraka lalantsika mbola ho lava eh
tsy natao tantara ho rava eh
tsy ho afaka am-bava

Ohatran’ny tantara mamy anaty ngidy
nefa ianao ilay izy ilay safidy
hiarahana hatrany
na hafaliana na tomany
ianao foana hatrany hatrany

ianao ilay mampijaly
ianao ilay mapitapy
ianao mampitomany
kanefa ianao foana

Raha mba azonao izany
ilay fijaliana mamy
mameno mankarary
kanefa ianao foana

Partager nefa ianao

Commenter nefa ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Meizah