4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Satriko - MARTIORA FREEDOM(Vazo parole en ligne)

Raha T ankafy enao d sorato ny,Vazo parole en ligne.ok sur

Hum hum hum hum...
la la la la la...

(2X)
Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry
Hony' f'aza de manorisory elah
Lalandiavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah

Satriko mahita anao lalandava
Falifaly ery miramirana ny tava
Sambatsambatr'iny,
tsy mahafoy ireo fahiny efa vita
Fitiavana masondriana
Fanomezan-janahary
Zaho sy ianao 'lay mpivahiny
Lasa miara-dia, lasa mpifankatia
Tsy mifankafoy tsy mifanary eh

Hum...
La la....

Mba tiko mantsy
ny ahy ndray zao no arahana
eto am-pelatanako
ny fitiavanao indro ny hirako
Itantara zay tsy voalazako
Teo anatrehanao
Mamiko sy ankafiziko
Tsy satrinao ve izany
Zah anie tsy ho aiza fa eo ihany
Tsy satrinao ve ki?
Zah no eo anilan-dry
eo anilan-dry!

(2X)
Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry
Hony' f'aza de manorisory elah
Lalandiavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah

Hafa ihany hoa le nahazatra
Niara-nisedra, niara nizaka
Hiala maina zay andrava
Fa ny aty lavalava
Satry foana hifamihana
Ampitombo ny amamiana
Lay' fitiavantsika
Afana tsy hangatsiaka
Amiratr'anjopika
De gaga eo zay ahita
Zany nefa automatique
Fa samy love isika

Satry foana hifamihana
Ampitombo ny amamiana
Lay' fitiavantsika
Afana tsy hangatsiaka

Raha nanaja ano iny

(tsy ho satriko foana ve
tsy ho satriko foana ianao)

Ka miangavy anao iny

YEAH!!!

Efa voalaza
ireo avy amin'ny fo
Enao nanambara
Tsy mila hafa koa
Fitiavantsika roa
Tsy ho aiko zaraina
F'enao lay maminiaina

(2X)
Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry
Hony' f'aza de manorisory elah
Lalandiavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah

Partager satriko

Commenter satriko

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe MARTIORA FREEDOM(Vazo parole en ligne)