4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao - Marion ft Teddy(Vazo parole en ligne)

Marion:
Tsaroako androany lay teny iray
Nampikambana ny fo iombonantsika roa
Efa ela ihany angamba izay
Eny androany mbola tsy miova
Fa dia sahy foana ijoro
Eny hoy ianao,vonona aho na tsy sahy
Hanaraka anao na mbola tsy hay zay ho avy

Ref:Tiako ianao,tena tiako
Ary androany zay nekeko efa anao
Satria to lay faniriako
Ka ny andro sisa dia atokako ho anao
Ho anao rery ho doria
Wooooooooooooooooh!
T
eddy:
Aleo aho mba hiteny
Hanambarazay miafinanokobonikotao an-tsaina sy fo
Aleo ivoaka fa ts voatazoko intsony
Isan'andro izao mbola ianao foana no masaka an-doha
Hijery anao aho
Hilaza aminao fa mbola tsy niova
Eny fa ianao foana

Ref:tiako ianao…………

F'ianao no niteny hoe
Lay voady ho anao irery dia mbola tsy niova
Eny hatramin'izao
Ka isaorako ianao,eny isaorako ianao
Eny fa ianao ihany

Ref: tiako ianao………

Partager tiako ianao

Commenter tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion ft Teddy(Vazo parole en ligne)