4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Raisoo f'efa anao - Marion

RAISO F'EFA ANAO

Reny nolazaiko ireny
no takatry ny saiko
tsy ampy angamba ireny aminao
Nefa ny androany henoy ny redirediko
ny teny toa tsy ampy ilazana ny anatiko ao
te hitory fitia foana isanandro hoanao
tsy eto intsony fefa lavitra any

misidina hoany hanaraka anao
ho eo anilanao,f'efa resinao aho
raha ny tiako androany
ho anao ny foko ato,ka ny fotoana hiato
hitempo iray, ho iray ny foko sy ny anao


ref:(eny f'asanao ihany)
raiso ny foko f'efa anao
ny saiko ny fanahy
eny raiso f'efa anao
(eny f'asanao io)
ny amiko manam-petra
fa ny fitia rehetra
hokoloiko tsy ho foana
satria fitia natolotrao


Injany fa mibitsika any ho any
lay feonao toa miangavy
mba mety ve rahoviana ihany
no ilaozantsika ny eto an-tany

misidina hoany hanaraka anao
ho eo anilanao,f'efa resinao aho
raha ny tiako androany
ho anao ny foko ato,ka ny fotoana hiato
hitempo iray, ho iray ny foko sy ny anao

ref:(eny f'asanao ihany)
raiso ny foko f'efa anao....

Dia 'lay paradisa an-tany
zay no iriko hoanao sy hoahy
zay no irin'ny fo sy fanahy
hainao fa nofinofy izany
mbola be ny sedra ho avy
lay fitia no hanampy ahy sy ianao
satria fitia no azoko omena anao
fitia madio no foiko hoanao

ref:(eny f'asanao ihany)
raiso ny foko f'efa anao....

Partager raisoo f'efa anao

Commenter raisoo f'efa anao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Marion

Suite