Mamy gotso Jaloky Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Pas de dédicace pour cette chanson pour l'instant
Titre de la chanson : Jaloky
Artiste : Mamy gotso
Posté le : 01/01/1970 par :
Siteweb :
Hanany zao misy fomba hafa
Misy fomba hafahafa
Hanany zao lasa modely
Bandikely manambaly makorely

Rafotsy mikarama lava soira
Mikoty moanambola sy vazaha
Manenjiky regepy ambonimbony
Mba hamelomana andry lerony

Lasa ramatoa mikandra
Manenjika ireo boîte sy ireo bar
Ramosé manjary gardien
Fa raha tsy izany dia degagé

Madama no voatery miasa mafy
Fa raha tsy izany lery tsy mitafy
Ny facture atao lafolafo
Fa raha tsy zany lery tsy misakafo

Jômbilo, Jômbilo matsaka milo.. tsy matsaka milo
Jaloky, Jaloky mamboly voky.. tsy mamboly voky

Na ia (iza) koa leroa tsy mana tanàna
Havakavan'olo hatrany hafara
Na ia (iza) koa leroa tsy mana drala
Mety adala tsy te-halala
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson Jaloky de Mamy gotso
Liste des chansons de Mamy gotso
» Bon anniversaire
» Jaloky
» Na volamena na saphira
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.