Mahaleo Jamba Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de moundle le 20/05/2008 : je dédie cette chanson à tt pers ki le kiff -
Titre de la chanson : Jamba
Artiste : Mahaleo
Posté le : 08/07/2006 par : Mitia
Siteweb :
Jamba aho eny jamba
Nilaozana hazavana
Ao anaty haizim-pito aho
Haizina tsy azo ialana
Loko tokana ihany no mba navela ho ahy
Dia ny maintimainty izany tsy misy ny ankoatr’izany

Nefa rahavako aminao no hiara-dia
Fa navelanao ho tazako ny lokon’ny fitia (*2)

Moana aho eny moana
Tsy mba navela hiteny
Raha te hiresaka aminao
Ny tanana no ahetsiketsik’eny
Soa fa nisy tanana aza
Azo asoloko ny vavako
Ahafahako milaza fa hanao ny fitiavako

Tsiky eny tsiky no nasetrinao izany
Tsy navelanao ho kivy aho
Raha mbola anilanao ihany (*2)

Malemy aho eny malemy aho
Tsy afaka hijoro akory
Enta mavesatra ho anao ahatonga sorisory
Fiantrana fotsiny ihany
No nahatonga anao ho eo
F’izay any am-ponao any
Mandratra ka tsy tianao aseho

Nofihininao ny tanako
Ka hoy ianao hoe: MANGINA
Ka ny andro sisa hianako
Atokako ho anao ry tiana
Nofihininao mafy ny tanako
Ny ranomaso nanenika ny tavako
Dia ranomasom-pifaliana

N’inona voina mety hitranga
Tsy zanaky ny hafa ianao
Ny voaary tsy tia apanga
Hisy toetra eo anilanao
Ny jamba hisy hitantana, ny moana hisy handre
Ny tsy salama vatana hisy ampianatra handeha
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson Jamba de Mahaleo
Liste des chansons de Mahaleo
» Adin'ny mpivady
» adin-tsaina
» adin-tsaina
» aleloia
» ambohikobaka
» amin'ny anaran'ny ray
» amoron-dàlana (fianarantsoa)
» ampela
» ampindramo
» andriamanitra fitiavana
» andriamanitra avo
» andriamanitra fitiavana
» andro ririnina
» Andro ririnina ...
» any ambanivohitra any
» aomby
» asio siramamy
» aza manadino
» aza misara-mianakavy
» bemolanga
» berevo
» bon voyage
» bozy
» dadabe sy bebe
» dia lasa indray ny reninao
» diavolana ny andro
» dihy
» ditra
» dokotera hafahafa
» efa ela
» ekena re !
» elo manga (asanao madagasikara!)
» embona
» eva
» fahandriapahalemana
» fahavaratra
» fandriampahalemana
» farakely
» faribolana
» fasan'adala
» feno anao
» fera-para
» fiainan'antaninarivo
» fihavanana
» fihavananay
» firaisan-kina
» fitia antsokosoko
» fitia vao mitsiry
» fitia vao mitsiry
» floarà
» fo sy saina
» gema
» hafatr'i mbola
» hakamoana
» Hanarak'anao
» hanaraka anao
» hay, hay
» herezo (tantely sy vahona)
» hiakatra sa hidina
» hiaraka isika
» ho aiza e!
» ho avy tsy ho ela
» ho fanafody
» Ianao
» ianao ilay tsy manan-tsahala
» ianao no fidiko
» iantrao
» ikala jakilinina
» ilay nosy
» Isekely
» ity foko mbola tia
» Jamba
» kalon'ny antitra
» kalon'ny mahantra
» kambana
» karaborosy
» kurde
» l'amour
» lasa ianao
» lasa ny mamba
» lendrema
» madirovalo
» mama lenina
» mamy ny mody
» manahy aho
» manao azafady
» mandehana mankany
» mandongilongy
» manembona
» marovoay
» mazava atsinanana
» mba misotrosotro
» mba misotrosotro
» meloka
» mianatra misintaka
» mifanazava
» mihodikodina
» Mihodinkodina
» mimoza
» mipololotra
» misalovalovana
» mitady kandra
» mofo tantely
» mosary sy lagaly
» mozambika
» mpanao pôlitika
» mpivarotena
» nahoana kay
» nahoana kay?
» ndeha re anaka
» nenina
» nofinofy
» nosy milalao
» ny fahalemeko
» ny fahazazana
» ny hirako
» ny lasantsika
» ny rivotra
» Ô ry lahy
» omaly aky
» omaly tolak'andro
» paiso ra-kena
» paiso ran-kena
» patrô
» rafahafahana
» raha ho avy ralala
» raha ho tonga indray izao
» raha mba manana elatra
» raha mila fanampiana
» raha noana ny kibo
» raha tsy ho eto intsony aho
» rahoviana indray moa
» rainivoanjo
» raisiko ho ahy
» Ralala
» ralita
» ramiaramila
» rano sy vary
» rano sy vary
» raozy
» raozy vony
» ravorondreo
» ray sy zanaka
» razazavavy
» rehefa maty aho
» renin-drainivoanjo
» ry tompo
» Ry Zanako
» saingy tiana
» salanitra
» sambo de gera
» sao dia
» saoly
» satry ihany
» sento
» soava dia
» soloy fitia
» somambisamby
» tadidiko ry zalahy
» tafaray samy tia
» tambanivohitra
» tanalahy
» tanalahy ny foko
» tanan'i mama
» tanety
» tao antsekoly
» taxi-brousse
» tazom-pitia
» tena fitia
» tia tena tia
» tiana ve?
» tina ve
» tokana
» tokantrano imaso
» tonga ny alina
» tongava re
» tontolo iainana
» trano gasy
» ts'isy tsiny
» tsy hitako intsony ny lalana
» vakisaova
» valim-babena
» vatolahy
» velo
» veloma ry fahazazàna
» voahangy raraka
» voankazo voarara
» Voasary
» vololona
» zakaranda
» zanako vavy
» zaza sary
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.