Mahaleo Efa ela Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de dada le 10/11/2007 : salut je suis adalakell et toi ? -
Titre de la chanson : efa ela
Artiste : mahaleo
Posté le : 01/01/1970 par :
Siteweb :
Efa ela aho no niandry izao fotona izao
Hatr'izay aho tsy tafandry fa nitalao

Zava-pona eh!! ny miaina
Maizindalana aho raha toa ka tsy eo ianao

Efa ela aho no naniry ny tananao
Mba hamihina ny ahy eo an-tratranao

Zava-pona eh!! ny miaina
Zovy no hantenaina raha tsy eo ianao

Ao avokoa ny mety hampisaraka, ao avokoa ny mety hampivarina
Ny fitia izay niombonana, izay niombonana an!

Efa ela aho no nikasa hiaraka aminao
Fa hadinoina anio ny lasa raha vitanao

Zava-pona ny rehetra
Zaza very aho raha toa ka tsy eo ianao

Efa ela loatra izao mba matokia
Aiza re ny lalanao mba hiaradia

N'aiza(2) haleantsika
Hiaraka hifampitantana izao sy ianao
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson efa ela de mahaleo
Liste des chansons de Mahaleo
» Adin'ny mpivady
» adin-tsaina
» adin-tsaina
» aleloia
» ambohikobaka
» amin'ny anaran'ny ray
» amoron-dàlana (fianarantsoa)
» ampela
» ampindramo
» andriamanitra fitiavana
» andriamanitra avo
» andriamanitra fitiavana
» andro ririnina
» Andro ririnina ...
» any ambanivohitra any
» aomby
» asio siramamy
» aza manadino
» aza misara-mianakavy
» bemolanga
» berevo
» bon voyage
» bozy
» dadabe sy bebe
» dia lasa indray ny reninao
» diavolana ny andro
» dihy
» ditra
» dokotera hafahafa
» efa ela
» ekena re !
» elo manga (asanao madagasikara!)
» embona
» eva
» fahandriapahalemana
» fahavaratra
» fandriampahalemana
» farakely
» faribolana
» fasan'adala
» feno anao
» fera-para
» fiainan'antaninarivo
» fihavanana
» fihavananay
» firaisan-kina
» fitia antsokosoko
» fitia vao mitsiry
» fitia vao mitsiry
» floarà
» fo sy saina
» gema
» hafatr'i mbola
» hakamoana
» Hanarak'anao
» hanaraka anao
» hay, hay
» herezo (tantely sy vahona)
» hiakatra sa hidina
» hiaraka isika
» ho aiza e!
» ho avy tsy ho ela
» ho fanafody
» Ianao
» ianao ilay tsy manan-tsahala
» ianao no fidiko
» iantrao
» ikala jakilinina
» ilay nosy
» Isekely
» ity foko mbola tia
» Jamba
» kalon'ny antitra
» kalon'ny mahantra
» kambana
» karaborosy
» kurde
» l'amour
» lasa ianao
» lasa ny mamba
» lendrema
» madirovalo
» mama lenina
» mamy ny mody
» manahy aho
» manao azafady
» mandehana mankany
» mandongilongy
» manembona
» marovoay
» mazava atsinanana
» mba misotrosotro
» mba misotrosotro
» meloka
» mianatra misintaka
» mifanazava
» mihodikodina
» Mihodinkodina
» mimoza
» mipololotra
» misalovalovana
» mitady kandra
» mofo tantely
» mosary sy lagaly
» mozambika
» mpanao pôlitika
» mpivarotena
» nahoana kay
» nahoana kay?
» ndeha re anaka
» nenina
» nofinofy
» nosy milalao
» ny fahalemeko
» ny fahazazana
» ny hirako
» ny lasantsika
» ny rivotra
» Ô ry lahy
» omaly aky
» omaly tolak'andro
» paiso ra-kena
» paiso ran-kena
» patrô
» rafahafahana
» raha ho avy ralala
» raha ho tonga indray izao
» raha mba manana elatra
» raha mila fanampiana
» raha noana ny kibo
» raha tsy ho eto intsony aho
» rahoviana indray moa
» rainivoanjo
» raisiko ho ahy
» Ralala
» ralita
» ramiaramila
» rano sy vary
» rano sy vary
» raozy
» raozy vony
» ravorondreo
» ray sy zanaka
» razazavavy
» rehefa maty aho
» renin-drainivoanjo
» ry tompo
» Ry Zanako
» saingy tiana
» salanitra
» sambo de gera
» sao dia
» saoly
» satry ihany
» sento
» soava dia
» soloy fitia
» somambisamby
» tadidiko ry zalahy
» tafaray samy tia
» tambanivohitra
» tanalahy
» tanalahy ny foko
» tanan'i mama
» tanety
» tao antsekoly
» taxi-brousse
» tazom-pitia
» tena fitia
» tia tena tia
» tiana ve?
» tina ve
» tokana
» tokantrano imaso
» tonga ny alina
» tongava re
» tontolo iainana
» trano gasy
» ts'isy tsiny
» tsy hitako intsony ny lalana
» vakisaova
» valim-babena
» vatolahy
» velo
» veloma ry fahazazàna
» voahangy raraka
» voankazo voarara
» Voasary
» vololona
» zakaranda
» zanako vavy
» zaza sary
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.