4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsarotsaroako - Lova Mamisoa

Tsarotsaroako aho tamin'ny mbola kely
Tia mihirahira, tia manao tsianjery

Hitako ianao tany analakely
Dia mody fanina tsy nijery
Mody nandatsaka taratasy
Kanefa nitsindroka mofogasy

Hitako ialahy tamin'ny alarobia
Tsy nanao "bonjour" tsy nanao "salut"
Zany no fomban'ialahy leity
Sahala ny fomban'alika dia

Zany tokoa ilay fahazazana
Mbola tsara sy mbola hafa ihany
Zany tokoa ilay fahazazana
Manimanina ny taloha izaho izany

AC : Lova Mamisoa
Accordéon : Yvon

Partager tsarotsaroako

Commenter tsarotsaroako

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa