4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Miandry aho - Lova Mamisoa

Eh! Mba andraso kely anie
Misy resaka tiako atao
Vetivety fa tsy ela be

Mba rahoviana ihany
Ilay valiteninao
Fa sasa-miandry ny aty

Bridge:
Fa ianao toa tsy miasa saina, toa tsy mivaky loha
Izaho isa-maraina miketrika ny antsika roa

Oh!oh!oh! Izaho anie tsy hoe mitaraina na hoe mitalaho
Eh!eh!eh! Mba te hahita anao matetika aho

Refrain:
Ilay masonao mibaribary iny
Ilay feonao milatolanto iny
Te hahita anao, manina anao

AC : Lova Mamisoa

Partager miandry aho

Commenter miandry aho

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa