4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Afindrafindrao - Lova Mamisoa

Mitsangana daholo ry reto ah!
Ahetseo ny tongotra ankiroa
Arosoy miankavanana dia miankavia oh!oh!
Dia somary hadola kely ny loha
F'izany no afindrafindrao malagasy eh!eh!
Ka mandihiza dia mitsiky !

Mitsangana daholo ry reto ah!
Ahetseo ny tongotra ankiroa
Arosoy miankavanana dia miankavia oh!oh!
Dia somary hadola kely ny loha
F'izany no afindrafindrao malagasy eh!eh!
Kolontsaina antsika izy ity!
K'aza misy mihafahafa, fa raiso izay tandrifinao!
AC : Lova Mamisoa

Partager afindrafindrao

Commenter afindrafindrao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa