4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Veloma ny fahazazàna - Lova Mamisoa

Refrain :
Dia manao veloma ny fahazazàna
Fa ho avy ilay hatanorana (x2)

Ilay kasokaso-kapoaka kilalao fahiny
Lasa niova izany ankehitriny (x2)
Lasa eny anjaridaina ilay kasokaso-kapoaka
Eny no mifanao fotoana mifampilalao soaka(x2)

Refrain :
Dia manao veloma ny fahazazàna
Fa ho avy ilay hatanorana (x2)

Dia efa samy mankafy rehefa eny anjaridaina
Tsy noana fa voky fitia falifaly ny saina (x2)

Refrain :
Dia manao veloma ny fahazazàna
Fa ho avy ilay hatanorana (x2)

(Solo)
Refrain

AC : Lova Mamisoa
Angorodao : Yvon

Partager veloma ny fahazazàna

Commenter veloma ny fahazazàna

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa