4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tsikitsiky hatrany - Lova Mamisoa

Tsikitsiky hatrany no omeko ho an'izay tsy manana
Tsikitsiky tsy misy alahelo fa hanome fiadanana

Bridge :
Mba diniho kely anie fa ny disadisa be dia be tsy ho foana eto antany (tsy ho foana eto antany)
Ka tonio ny fo araho tsiky fa mahasoa
Avelao izay nankarary andoha

Tsikitsiky hatrany no omeko ho an'izay tsy manana
Tsikitsiky tsy misy alahelo fa hitondra fiadanana

Bridge 2:
Mba saino ihany anie fa ny tebiteby maro be tsy ho foana eto antany (tsy ho foana eto antany)
Ka avelao any aloha izay tsy netinety teo aloha
Fafao, ajanony avokoa

Refrain :
Tsikitsiky hatrany no omeko
Hampahery anao sy hanala sento
Mila anao anie ny firenena
Tadidio izany aza adinoina (x2)

(Solo)
Refrain (x2)
AC : Lova Mamisoa
Angorodao : Yvon

Partager tsikitsiky hatrany

Commenter tsikitsiky hatrany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa