4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Tiako ianao - Lova Mamisoa

Teny kely manandanja ka raha tsy voalaza
Dia mety hanimba sy hampahantra
Teny fohy tena tsotra fa raha tsy voakoja
Dia mety handrava sy hampiova

'Lay teny hoe : "Tiako ianao", oh! Rahavana a!
Tsy tononona am-bava amin'izao fa lazaina am-pitiavana

Teny kely manandanja ka raha tsy voalaza
Dia mety hanimba sy hampahantra
Teny fohy tena tsotra fa raha tsy voakoja
Dia mety handrava sy hampiova

'Lay teny hoe : "Tiako ianao", oh! Rahavana a!
Tsy tononona am-bava amin'izao fa arahim-pitiavana

(Solo)
AC : Lova Mamisoa
Violon : Yvon

Partager tiako ianao

Commenter tiako ianao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa