4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mozika hatrany - Lova Mamisoa

Eo ambony tamboho no fihaonana (no fihaonana a!)
Miaraka amin'ny akama ao an-tanàna (x2)

Bridge:
Ao no mitendry gitara sady mihira
Ao no mitendry kabosy sady efa mba dôzidôzy

Refrain:
Ka satry foana hiaraka malaina ny hisaraka
Tsy hifandao
Faly hampiaram-peo, samy tsy mety ho leo
Tsy misy miala
Na eny andalana eny, na anaty fiara
Mozika ihany
Hatrany andakilasy,, hatrany ampesana
Mozika hatrany

Eo ambony tamboho no fihaonana (no fihaonana a!)
Miaraka amin'ny akama ao an-tanàna (x2)

Bridge:
Ao no mitendry gitara sady mihira
Ao no mitendry kabosy sady efa mba dôzidôzy

AC : Lova Mamisoa
Arrangement/Accordéon : Yvon

Partager mozika hatrany

Commenter mozika hatrany

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa