4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izao feonkira izao - Lova Mamisoa

Injany reko manantona ahy feom-balihy
Efa henoko manakoako
Miantsoantsoa mafy ahy izy sy ny gitara

Hanome tsiky ho anao ny feon'angorodao
Toy ny masoandro feno hazavàna
Hitondra ainga vao izao feonkira izao

Refrain:
Feom-balihy no hampihira anao
Hampadihy sy hampifalifaly ery
Feon'angorodao no hampilalao
Hanala izay rehetra olanao

AC : Lova Mamisoa
Valihy : Baina
Angorodao : Yvon
Violon : Rakoto

Partager izao feonkira izao

Commenter izao feonkira izao

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa