4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Hamangy malala - Lova Mamisoa

Iny izy avy lavitra any falifaly tsisy ohatr'izany
Sambany mba hamangy malala ka mavitribitrika ery ny akama
Bridge:
Non'ny tonga tany anefa izy dia toa nisalasala
Tsy sahy nadom-baravarana fa nilaozany nihanahana
Nidobodoboka ny fo, niketriketrika ny loha
Sahirana tokoa, tsy hita izay ho atao

Bridge 2:
Gaga sy talanjona izy raha andeha handondona
Fa sarin'alika masiaka no tazan'ny teo anoloana
Voamaiika nidobodoboka ny fo, niketriketrika ny loha
Sahirana tokoa tsy hita izay ho atao

Refrain:
'Ndeha handondona hono izy
Dia nisokatra ny varavarana
Taitra tsy nahetsika fa ilay sipa no teo anoloana
Dia nampadrosoany dia nasainy nipetrapetraka
Dia niresaka sy nivanitika
Afaka tao ihany ilay tahotra

AC : Lova Mamisoa
Accordéon : Yvon

Partager hamangy malala

Commenter hamangy malala

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lova Mamisoa