4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Lekaoma - Lôlô sy ny tariny

Lekaoma
(Tonga tamin'ny botry i Lekaoma
Tonga tamin'ny botry tonga omaly hariva)2 fois
(Tsy mba natory i Lekoma
Tsy nahitatory tanaty Lakly)2 fois
He!he!he!he!
He!he!he!he!

REF:
Mitady ravinahitra any izy
Fa tsy velona tany antanindrazany
Mitady ravinahitra any izy
Lasa lavitra ny Tanindrazany
Tany Djaoudji efa saika tafita
Fa (maty Ali Swaili)2
(Indro Comores niverina
Niverina ho colonie)2

(Tany Mahajanga i Lekoma
Tany Mahajanga nivaro-mahogo)2
(Rehefa hariva i Lekaoma
Miandry tanàna tanànam-bazaha)2
He!he!he!he!
He!he!he!he!

REF:


(Rehefa Zoma i Lekoma
Lasa mamonjy mamonjy Mosqué)2
(Mivavaka mafy i Lekoma
Mivavaka mafy ho an'ny Fianakaviany)2
He!he!he!he!
He!he!he!he!

Partager lekaoma

Commenter lekaoma

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lôlô sy ny tariny

Suite