Ianao my love LOIC Tononkira gasy parole de chanson malgache

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - Tononkira malagasy
Rechercher
Nom de l'artiste :
Titre de la chanson :
Artiste :
Chansons :
Dédicace de Fel le 06/07/2009 : atolotra ho anao ry hasina any lavidavitra , de manorata foana e! - Dédicace de Fel le 19/06/2009 : J'attire votre attention sur le chanteur LOIC " Ianao my love". Il me parait adorable et très attirant. Seulement en ecoutant la parole de cette chanson, je voudrai bien que mon futur mari me considère tant! bonne chance à tous. - Dédicace de Lala le 10/06/2009 : EKANY E! totontolo hafa mihitsy no hitako rehefa mandeha iny, de Samy mbola tsy nahita ny clip izany isika. - Dédicace de Miary le 10/06/2009 : Efa henoko foana ila y hiran'ni LOIC io fa mba tiko ho hita ny Clip. tsara be kosa aloha le izy e! - Dédicace de Miary le 10/06/2009 : Efa henoko foana ila y hiran'ni LOIC io fa mba tiko ho hita ny Clip. tsara be kosa aloha le izy e! - Dédicace de Tojo le 09/06/2009 : De- ho dada amin’izay izany izaho izao Hanasa taty amin’izay izany izaho izao Amin’ny foko no anaovako izany Tsy misangy aho miteny izany Ifanampiana ny fiainana an-tany. - Dédicace de Nanie le 09/06/2009 : TOJO A! Ianao my love, I love you Ianao my love, I love you foana Ianao my love, I love you, tiako,tiako Ianao my love, loveko ianao,c’est fou, loveko izy de-c’est tout! Normal – za- raha jaloux -
Titre de la chanson : Ianao my love
Nom de l'artiste : LOIC
Posté par Nanie le 09/06/2009
Mibaliaka hoaho ny masoandro
Mahita anao falifaly
Ny fahasoavana azon-tsuka androany
Tsy hanin-droa tsy hani-telo

Tsy mivarilavo intsony izany izaho izao
Ampy ahy ny mitafatafa aminao
Ka ireo hafa izay mety hampirevy
De-ataoko mivezivezy
Fa izaho tsy hikarenjy

Ianao my love, I love you
Ianao my love, I love you foana
Ianao my love, I love you, tiako,tiako
Ianao my love, loveko ianao,c’est fou, loveko izy de-c’est tout!
Normal – za- raha jaloux

Tsy mampirafy intsony izany izaho izao
Ampy ahy ny fitiavako anao
Ka ireo hafa izay mety ho janga
De-ataoko mitolagaga
Fa izaho tsy hijangajanga

De- ho dada amin’izay izany izaho izao
Hanasa taty amin’izay izany izaho izao
Amin’ny foko no anaovako izany
Tsy misangy aho miteny izany
Ifanampiana ny fiainana an-tany.

Ianao my love, I love you…..
> Partager sur Facebook
> Faire une dédicace
> Imprimer la chanson Ianao my love de LOIC
> Signaler un problème sur cette chanson
> Envoyer à des amis
à un(e) ami(e)

> Ajouter cette page dans vos favoris
Les autres chansons de LOIC [ 2 ] :
Les dernières chansons ajoutées :
Les dernières dedicaces

Dédicace de onisoa le 16/03/2010 : tiako be io hira io!!! atolotro ho an'i vady malalako ho mari-pitiavako azy. Bisous mamy beeeee
Voir la chanson

Dédicace de Manoa le 16/03/2010 : mitia a!tiko njy d atolotro andry zan ir zan an!atoko ze atafit anjy.Manoa
Voir la chanson

Dédicace de Lanto le 13/03/2010 : Atolotro ho an'ilay cheriko any lavitra any
Voir la chanson

Dédicace de Aro le 12/03/2010 : J'adore les paroles !!!!!! tena tiako eh !!!!!!! Misaotra !!! Atolotro ho any malalako !!!!!!!!
Voir la chanson

Dédicace de asna le 12/03/2010 : zay manjkafy ambondrona atram farany eeeee
Voir la chanson

Dédicace de piso le 10/03/2010 : pour le grand amour de ma vie, celui que j'ai jamais aimé mais que je dois quitter.saches que je t'aimerai toute ma vie et que ce qu'on a vécu restera gravé à jamais dans mon cœur.
Voir la chanson

Dédicace de piso le 10/03/2010 : pour le grand amour de ma vie, celui que j'ai jamais aimé mais que je dois quitter.saches que je t'aimerai toute ma vie et que ce qu'on a vécu restera gravé à jamais dans mon cœur.
Voir la chanson

Dédicace de rasoarimalala le 10/03/2010 : j dedi 7chanson pour rinah!!!ts kivy zan akia!!!!!
Voir la chanson

Dédicace de lia le 07/03/2010 : sur za fa ho atolotra ho an'zé futur sipako eo io hira io!!
Voir la chanson

Dédicace de Jack Alan le 23/02/2010 : coul ta sik aza avelanao tro koi jkif ta sik
Voir la chanson

 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.