4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Izaho tsy hitana - LIL'C

Tiako ho ré fotsiny ilay feo
f'ianao nilaza tamiko fa izy no Tianao Satria
Zah tsy hino fotsiny eo
Tsy mitombina,Tsy mety, Tsy mino aho ra tsy ianao no iteny
Tiako ijery ahy ny hampiseo, fa levona any anatinao ireo dingana vitako sy ireo sorina hatreo
Ianao no tiko ilaza hoe inona no tsy nety my Baby

eHhhhh!! Iza no mahalala ny fisainan'ny olona ety
oHhHhhh!! Nanao ny tsara ho an'ny tiana aza mampitrapitra
eHhhh!! Nangataka ahy ianao omaly hoa izao aza ariana
OoHhhh!! ny ampitso ianao nanadino ahy

Ref: Ka na maiga sisa ireny, aza andrasana ho very, fa lazao mafy we mandehanà! iaza mitana ahy!
Raha tsisy azo atao intsony, tena vita dia ajanony, ka lazao mafy hoe Mandéhanà! izao tsy hitanà!


Tiako ho fantatrao izy androany
tsy aiko ny tsy hiteny fa mandroatra ny ao anatiko ao
Ka aleoko manontany , raha toa ka sanatria ho kilalaonao aho lazao
Tsy mampaninona ahy izany
Ny tontoloko angiana, ny lalako tsy ho lalanao
Fa ny ampitso tsy ho lany
ny omaly mety hiofo tsy hianteherako hianteheranao

eHhhhh!! Iza no mahalala ny fisainan'ny olona ety
oHhHhhh!! Nanao ny tsara ho an'ny tiana aza mampitrapitra
eHhhh!! Nangataka ahy ianao omaly hoa izao aza ariana
OoHhhh!! ny ampitso ianao nanadino ahy

Ref: Ka na maiga sisa ireny, aza andrasana ho very, fa lazao mafy we mandehanà! iaza mitana ahy!
Raha tsisy azo atao intsony, tena vita dia ajanony, ka lazao mafy hoe Mandéhanà! izao tsy hitanà! (2*)

Tsarariii

Ref: Ka na maiga sisa ireny, aza andrasana ho very, fa lazao mafy we mandehanà! iaza mitana ahy!
Raha tsisy azo atao intsony, tena vita dia ajanony, ka lazao mafy hoe Mandéhanà! izao tsy hitanà!

Partager izaho tsy hitana

Commenter izaho tsy hitana

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe LIL'C