4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Akory aro - Lego

Akory aro



Akory naro

mbola tsara ro, tsara, tsara be

Naninareo

Ndreto tarik’i Lego navy

Navy izahay deha hisôma

Vakodrazana Sakalava



Akory aro

Naninareo

Goma zahay miantsa

Na salegy zahay mahay

Kahoitry zahay misoma

Zany soman-drazanay

Soman-drazanay tsy arianay

Na vahiny na tompon-tany

soma antsika ny any Njara

Alalahonareo ny banja

Goma hely

Soma ...













Akory aro

Naninareo

Akory nanin’i mama-baba

Akory nanin’i dady-dadilahy

Akory nanin’i zama-zena

Akory nanin’i zoky-zandry

Morengy zahay mahay

Fa tsy zeny no nihavianay

Andeha hisoma no nihavianay

Tsara ro, tsara tsara be

Tsara ro navy

Tsara ro navy andeha hisoma

Musique et paroles :

Andriamandresy Hasivelo Roméo

(Lego)

Partager akory aro

Commenter akory aro

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Lego