Larissa jerry marcoss Tsy mila vandivandy Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de holy le 16/10/2008 : salut daholo a, milay kosa le hia a - Dédicace de ainafy le 21/09/2008 : marina zan tsy mila vandivandy e rehefa milaza tia e -
Titre de la chanson : tsy mila vandivandy
Artiste : larissa & jerry marcoss
Posté le : 06/09/2008 par : manda
Siteweb :
mahaiza mipetraka ireo lehilahy e!
mahaiza taivy nareo lehilahy e!
zahay lehilahy tsy hoe maditra
io fomban'ny maso mitsiriritra

anao bogôsy na manam-bolaa!
zaigny tsy atao hampiholahola!
raha misy mandalo kara anjely!!
zaho tsy hivadika velively!!(tena marina)

tsara mifanaja, tsara tambitamby
tsara mifankatia, tsy mila vandivandy
tsara mifanaja, tsara tambitamby
tsara mifankatia, tsy mila vandivandy
ok no problem

calme fotsiny nareo vahiavy e!
aza taitaitra areo zavavy eh!!
zahay vehivavy tsy kilalao
sao mbola mitetika ankilabao

aza atao loatra saro-piaro
sao lasa manaraka dia kiraro
tsara fitiavana mifamaly
amzay olo-jiaby falifaly

ref

eo eo eo ahila
eo eo eo ahila

soma soma soma tsika

kaza mba saro-piaro moa!!
maso mahita tsy mitana moy ehh!!

lehilahy maandivandivandy
tsy rarahanay manambitamby
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson tsy mila vandivandy de larissa & jerry marcoss
Liste des chansons de Larissa jerry marcoss
Pas de resultat
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.