4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ravo ny fo - KTZo

Ravoravo sy faly tokoa
Afa-tsento zareo zany fo
Fa voavaha ny nangeja ny ota taloha
Namatotra ny saina sy fo
Tao ny kapoka nivaivay
Fisedrana tena mahamay
Ahy nidika fitia
Ampivily ahy nania
Hanara-dia Anao Kristy

Tretritretrik'ery
Sambatra aho satria
Mbola manana mpitia
Fa ny fahasoavanao Jeso no nahatoy izao aho
Ka isaorako ny Anaranao

Reharehako Ianao,
Jeso Zoky tia
Hodradraiko ilay fitia
Fa hoe mamy ery
Ka mandra-maty aho
Dia hifikitra Aminao
Tsy hivilivily tsy hania
Fa ho Anao doria

Partager ravo ny fo

Commenter ravo ny fo

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KTZo