4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Laka kely - KTZo

Toy ny laka kely atopatopan'onja
Ny fiainako tsy ao aminao dia miova
Fa mitety loza re
Sy ireo ady maro be
Mahaketraka sy mahakivy fo tokoa

Soa fa mbola nahatsiaro Anao ry Raiko
Any tokana mpanala ny adi-tsaiko
Tsy manary na mandà fa miantso sy mananatra
Mba hirafitr'eo Aminao

Faniriako ny ivelona ho Anao
Ampiombona ny foko sy ny Anao
Ka hiorim-paka ao anatiko ao
'Lay fitia nomenao Jeso.

Partager laka kely

Commenter laka kely

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KTZo