4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Ampy ahy - KTZo

Ô ampy ahy ny fitiavanao
Feno fatra ny ao am-poko aho
Ô ampy ahy ny fahasoavanao
Amboka ny fiainako

Ray ô mamin'ny foko
Mamiko ny fitiavanao
Tiako sady tena tsy foiko
Ny miara-dia sy tantanana

Ô ampy ahy ny fitiavanao
Feno fatra ny ao am-poko ao
Ô ampy ahy ny fahasoavanao
Amboka ny fiainako

Ray ô mamin'ny foko
Mamiko ny fitiavanao
Tiako sady tena tsy foiko
Ny miara-dia sy tantanano

Partager ampy ahy

Commenter ampy ahy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe KTZo