4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Kotro-baratra - Kaîamba

tsy digniko arô ,tsy digniko edy eh
ny tsy ahita anô agnatin'ny andro maramaro
jerijery anô mafy zaho rô malalako
ka izegny no mahatonga zaho mamangivangy anô matetika.
(2x)
Ref: mafin'ny herim_pitia arô
hitanô fa na dia mahizign' andro
na kotro-baratra arahina oran'andro
tsy ataoko sakana tsy andeha atô
efa tsy tantin'ny foko fa aminô fogna ny eritreritro (2x)
fitiavako anô,donc efa dila loatra arô
zaho koa tsy mahita anô kara mararira
nefa aretiko io tsy mahivan-dokotera
tsisy olo afak'izy fa anô reka fanafodiny.
(2x)
ref (2x)
...
iehehe. +ref

Partager kotro-baratra

Commenter kotro-baratra

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Kaîamba