4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Bavy aza mandeha mafy - JIOL AMBUP'S

Wada An… an, an… an, Bavy e!!! Bavy e!! an ..an Akatony oa ny fé, de velaro ny fonao , ra tsy ienu an'i zoky de iza tsony mou no enoinao somary be be moral , normal, ndri tady andeha mafy eh!! Az mseo ho boto aloako ra mbola viavy e Refrain: Bavy aza mandeha mafy , lalanao malamy e!! Betsaka ny bômbina fa zoky anie akama e!! Ze matamana andri tsy vôtery hasalama e!! Fa ny zoky eo fôna ra sanatry enao tomany e!! Bavy aza mandeha mafy, bavy aza mandeha , bavy aza mandeha mafy , bavy aza mandeha Enao oa bavy aza mandeh eeee, aza mandeh mafy , Bavy az mandeh ,bavy aza mandeh maaafy! Nasy: Bandy boto ange bavy e!, f’aza mandroso makany e; be ntamby sy ny kajy e!!, fa tsy tiako antsoina hoe valy e mety ananany ny vola a, bavy ndri aza moula be bogosy ange ny tany fa eto aloha tsisy ahazo andri mora aiko fa ndri miha-lehibe, miha-tanora, miha-matotra matoky tena Boto ange, bavy le carnivore ts mfidy ref mihinan-kena Tsy ny fony ange no tiny homena a, tsy tiko le ndri mahonena, Tsy koi za kozio hoe protecteur fa amiko ndri volamena, Ny ah lo le tena tsy kifako mampaka lagy no sady masay eee!! Ndri nge mandray tena matotra f’amin’ny boto nge ndri de ansay e!! Enoy tsy haka lagy ah, fa ainao, mteny andri lo za de arao, Lalana efa hitako nge raha ny ditra fa za ts mikôzy hoe za arao; Yoongs: Za tsy ikôz oe aza mitia, ndri iany io ze tindri Koboko n’efa avy itako ,tsy tiako ihatra amndri Ny ditra anie oa matsiro, ndri koboko oe tamana e Za oa tsy mananatra fa mba mkôzy n marina eee !!! Ndri ataonreo vaky ball, tiny ndri ref amin’ny alina Radem izy mody fanina lazainy mila vaniny Ny kôfa anie oa mora leo, sô de anenina eo!! Oento am sanga izy refa tsy mahazaka de borkeo, Aza be sentiment tsy manozona aho jamais non Refa anjono andri ko ny voay de mody galant Mandeha mafy ndri fa za kou mbola manitsaka frein Sura mintsy wada kozio azy amle refrain Refrain :Bavy aza mandeha mafy ,lalanao malama e….. Yllo : Mba mangataka tadigny andré ko zahay, baviko ô !!! niaigna toa boto antegna ka manahy amin'ny ho avinw Tsy te izaha alahelo ô!! Tsy te hitaty ny ranomaso Izao anie le frero , de hero ts ampiditra ankaso kaaa!! Avadivadio impito ny lela zay vô mamaly oe za koa tia Tsy amenatra an’ireo n amadibadika lela any anaton’ny jupondri ôô De hamafiso koa ny loha ,fa n akamaronin’ny bandy anie ka misaina amin’ny pataloha Yô bavy ee!! Aza mandeha mafy,fa ny accident de parcours anie ka mameno ny tanana! Yô bavy ee!! Aza mandeha mafy, fa ny enina anie ts any aloha fa tsimaintsy any afara eee!! Wada : Betsaka ny adala , betsaka ny boto , Ny angatahako amndri tairo fotsiny mba écoute euh! Zoky anie wa boto, norma ra mahakobo Ndri lasa mody alina tady hiova tambazotra Tinao mints le adalaina tinao le vorebireby Nefa rehefa tratrany any tsimaintsy aty no andrengirendy Ny ao antsainao , ilaza oe tsis pitia Lasa mihidy anaty bar de lasa tia mana-py Nef tsy vaha olana , nefa tsy vaha olana, nefa tsy vaha olana, olana.. Akatony oa ny fé, de velaro ny fonao , ra tsy ienu an'i zoky de iza mou ny enoinao somary be be moral , normal, ndri tady andeha mafy eh!! Az mseo ho boto aloako ra mbola viavy e!! Refrain: Bavy aza mandeha mafy , lalanao malamy e!! Betsaka ny bômbina fa zoky anie akama e!! Ze matamana andri tsy vôtery hasalama e!! Fa ny zoky eo fôna ra sanatry enao tomany e!! Bavy aza mandeha mafy, bavy aza mandeha , bavy aza mandeha mafy , bavy aza mandeha Enao oa bavy aza mandeh eeee, aza mandeh mafy , Bavy az mandeh ,bavy aza mandeh maaafy!

Partager bavy aza mandeha mafy

Commenter bavy aza mandeha mafy

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe JIOL AMBUP'S