Jean aime Aza atao zara vilagna Tononkira gasy paroles de chansons malgaches

 
   
 
Paroles de Chanson Malgache sur GasyKaManja - [ 1145 ]Tononkira malagasy 
Cliquez ici pour Ajouter une chanson
Rechercher un artiste
Artiste     1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Chansons 1-2-3-4-5-6-7-8-9-A-B-C-D-E-F-G-H-I-J-K-L-M-N-O-P-Q-R-S-T-U-V-W-X-Y-Z-TOUS
Rechercher une chanson
<< Retour
Dédicace de joachim le 11/11/2008 : ito misy hira ra hery not at all ah - Dédicace de heritiana le 03/11/2008 : merci leisy ra Tiji eh ! lasan'elah ihany ny amboara ah! dia mazotoa foana leisy @izay rehetra atao dia bye leisy eh! -
Titre de la chanson : Aza atao zara vilagna
Artiste : Jean Aimé
Posté le : 13/10/2008 par : Manohisoa
Siteweb :
Tiako anao,
Anao mba tia zaho,
Antsika nifankatia
Antsika niara-dia,
Tiako anao fa,
Za voafitaka anao cherie,
Anao manambady,
Ka za vokisanao vandy,
Ref 2 fois: Tsy nataoko ho nahakivy zaho cherie,
Anao nampirafy za,
Matoa mapirafy mety misy zavatra tsy ampy,
Haiko anao tsy mahafoy vadinao matoa,
Anao mbola tsy miala,
Fa za mandefitra,
Satria zaho tafara,
Zaka ambarako anao rafilahy,
antsika mifagnaraha,
Haiko ndreky anao tompombady,
Fa tsika tsy tokony hiady,
Fa za mila tsiny satria zaho vahiny zoky e!
Izy mavandy mivolagna tsy manambady
REF 2 FOIS
Envoyer la chanson à un ami | Imprimer la chanson Aza atao zara vilagna de Jean Aimé
Liste des chansons de Jean aime
» Aza atao zara vilagna
» aza atao zara vilana
 
Dernier Ajout
» Mbola ho avy (Erick Manana)
» SAMY HAFA (Farah Bambs)
» AM'FO (Farah Bambs)
» Tsy ho very (Mirado)
» Mankasitraka aho (Ambondrona)
» AZA MIALA (Felaniary)
» SENDRA NY TIANA (Felaniary)
» Sambe tsara (Felaniary)
» Aigle d\'or (Francia D Ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D'ankoay)
» Tchao mon coucou (Francia D Ankoay)
» SAINO (Ambondrona)
» Mahamay (Felaniary)
» Mpangalamama (Felaniary)
» Ho tia (Felaniary)
» Ma vie et ma joie (Maggie Blanchard)
» Kamboty velon-dray (Hasina)
» TSY SAHY (T-rick)
» AKAIKINAO (T-rick)
» Manaiky aho (Firmin)
» Lasa (Melky)
» Fa iza (Rija Ramanantoanina)
» Aza atao zara vilagna (Jean Aimé)
» EFA ANAO (Ambondrona)
» Esory re ry raiko (Fafah)
» Tsaroanay tokoa (Fafah)
» Mbola tia (Firmin & Melky)
» Babonao (Tarika Hasina)
» Ny misy anao (Toucky)
» Tiako fotsiny ianao (Bodo)
 
  GasyKaManja.com © Tous droits réservés, la reproduction de cette page même partielle est interdite.