4 - Plus de 1200
3 - 980px - > 1199px
2 - 768px - > 979px
1 - 480px - > 767px
0 - 480px

Tononkira Mama - Gasy two Gasy

Mama a!, tena mendrika loatra ianao ô!
Tsapako ao anatiko ny fitiavanao ireto zanakao

Mama a!, agnao tena hafa re
Tsa tantiko ny mandré
Re misy raha mahazo anao

Mama a!, tena mendrika loatra ianao ô!
Fa tsapako ao anatiko ny fitiavanao ireto zanakao

Mama a!, agnao tena hafa re
Tsa tantiko ny mandré
Re misy raha mahazo anao

Tsa tantiko re raona
Re misy mahazo anazy
Angatahiko amin'ny ao Ambony hizaha manokana azy
Omeny fahasalamana mba tsa harofy ary tsa harary
Fa Mama ro ambony indrindra ato anaty foko raha eto an-tany

Réfrain:

Tsa tantiko re raona le misy misotasota
Mikitika an'i Mamany io, indrindra fa hoe manopa
Angamba fa na dia hiakatra fitsarana ny raharaha
Tsy avela ho vita mora ny mikitikitika an'i MAMA

Mama ô ô ô!
'Lay Reny niteraka
Tsa vitan'ny hoe niteraka
Fa de mbola nikarakara
Mama ô ô ô!
Aleoko de aleoko
Aho ro mijaly sy maharary toy izay ianao (x2)

[Eh! hafa ihany zalahy i Mama a (tokoa litsy fa tsa lainga)]

Fa na de efa lehibe aza re ny taigna
Efa manana tokatrano sy izay ilaina
Sefa misy ny zavatra zay mahazo
ary koa manjo ny taigna
De Mama ro mitomany sahiran-tsaina (x2)

Tsa tantiko re raona re misy mahazo an'azy
Angatahiko amin'ny ao Ambony izaha manokana azy
Omeny fahasalamana mba tsa harofy ary tsa harary
Fa Mama ro ambony indrindra
ato anaty foko ra eto an-tany

Réfrain:

Mama a!, tena mendrika loatra ianao ô!
Tsapako ao anatiko ny fitiavanao ireto zanakao
Mama a!, agnao tena hafa re
Tsa tantiko ny mandré
Re misy raha mahazo anao (x2)

Mama tsa azo soloina
Ato am-po tsa maty hovonoina (moa va tsa zay?)
Nahitatsika hazavana
Teo anilatsika fona i Mama (tena marina any zay) (x2)


Partager mama

Commenter mama

Les autres chansons de l'artiste ou du groupe Gasy two Gasy